Écouter
Stopper
Loading...
 Écouter
 Stopper
♫ {{ song }}
Auditeurs:   {{ listeners }}
Pays: Madagascar  flag
Ny VFM na ny Radio Feo Mevan i Vakinankaratra dia ho toy ny masoandro miposaka avy any antsinanana ka mitsidika ny isam-baravarana , izay mitondra hafanana sy hazavana ho anao isan andro amin ny alalan ireo fandaharana , fanentanana ary indrindra fa ireo kalokalo sy mozika nofantenana manokana ho anao. Mankasitraka anao ary misafidy ny Feo Mevan i Vakinankaratra FM 105 Mhz. VFM....Ilay onjam-peontsika rehetra...
Langues: Français